1F_19: Anaka, tsy misy fijaliana izay mihatra aminao ka tsy ilainao. Ny fijaliana na kely na lehibe, na maivana na mavesatra, na fohy na lava, dia tena manandanja lehibe ho anao. Ilain’ny olombelona koa ny fijaliana mba hivoarany, tahaka ny orana amin’ny voninkazo.
Tsy misy fijaliana izay ka tsy ilainao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email