1F_22: Anaka, tsotra ny anirahako anao : dia ny handraisanao ny Fitiavako sy ny hamelanao hamboariny ; ary ny hatonga anao ho fantsona izay hivezivezen’ny Fitiavako malalaka sy be dia be, mba hafahany mikasika olona maro izay nankinina taminao ao anatin’ny tontolo tsy hita maso, fa koa ao anatin’ny hita maso.
Tsotra ny anirahako anao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email