1F_26: Anaka, raha mba fantatrao hatraiza ny itiavana anao sy ny vokatry ny Fitiavana ao aminao, dia tsy hanana faniriana hafa ianao ankoatran’ny hatongavanao miha bitika hatrany mba afahan’ny Fitiavana maka ny toerana rehetra. Tiako be ianao.
Raha mba fantatrao hatraiza ny itiavana anao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email