facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ilay Fitiavana ao anatinao

1F_32: Anaka, ilay Fitiavana ao anatinao, izay tsy hitanao maso, izay tsy tsapanao foana dia tena miasa tsara tokoa. Hanova tanteraka ny tenanao izy, hanadio azy, mba hatonganao zana-tsipika tsy manan-tsahala, izay afaka hanatrobaka ireo izay tena mafy fo. Miaraka aminao dia te hisaotra an’i Ray Aho satria tonga « Fitiavana » ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

29 May 2022
1F_32: Anaka, ilay Fitiavana ao anatinao, izay tsy hitanao maso, izay tsy tsapanao foana dia tena miasa tsara tokoa. Hanova tanteraka ny tenanao izy, hanadio azy, mba hatonganao zana-tsipika tsy manan-tsahala, izay afaka hanatrobaka ireo izay tena mafy fo. Miaraka aminao dia te hisaotra an’i Ray Aho satria tonga « Fitiavana » ianao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3