1F_36: Anaka, rehefa tena vonton’ny Fitiavana ianao dia tahaka ny sponjy izay mitete rano eran’izay hitondrana azy. Manondraka Fitiavana eny amin’izay handalovanao ianao. Mangalaha mandrakariva fotoana mba hivontosanao ilay ranonoram-pitiavana izay mirotsaka betsaka tsy tapaka eo aminao. Tiako ianao.
Mangalaha mandrakariva fotoana mba hivontosanao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email