facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Avelao tantànako ianao

2A_02: Ry bitikako, vavolombelona tokoa ianao izao fa tsy ianao no miasa, fa tena ny Fanahy Masina izay miasa ao anatinao, manodidina anao, amin’ny alalanao. Andao hiaraka isika, misaotra ny Ray mba ho tanteraka izany. Avelao tantànako ianao, atodio any amin’ny Ray ny fijerinao, banjino miaraka amiko ny tambitambiny mba hampiasany anao na dia afaka mahavita asa irery aza Izy. Banjino ny Famindram- pony mba hampiasany anao na dia tsy mbola tonga lafatra aza ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

26 August 2023
2A_02: Ry bitikako, vavolombelona tokoa ianao izao fa tsy ianao no miasa, fa tena ny Fanahy Masina izay miasa ao anatinao, manodidina anao, amin’ny alalanao. Andao hiaraka isika, misaotra ny Ray mba ho tanteraka izany. Avelao tantànako ianao, atodio any amin’ny Ray ny fijerinao, banjino miaraka amiko ny tambitambiny mba hampiasany anao na dia afaka mahavita asa irery aza Izy. Banjino ny Famindram- pony mba hampiasany anao na dia tsy mbola tonga lafatra aza ianao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3