facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ireny fotoana omenao ifandraisantsika

2A_04: Ry bitikako, raha mba fantatrao ny hafaliana izay misy any an-danitra, na dia noho ireny fotoana omenao ifandraisantsika lalina ireny ihany aza ! Ny Afon’ny Fitiavana-Afo no mirehitra hatrany hatrany ao anatin’ny fonao ary koa mirehitra ao anatin’ny fo maro. Ary tsy ho ela intsony, dia hiova, hiavao tanteraka ny tany ary ho vonona handray Ahy amin’ny Fiverenako manetriketrika.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

14 October 2022
2A_04: Ry bitikako, raha mba fantatrao ny hafaliana izay misy any an-danitra, na dia noho ireny fotoana omenao ifandraisantsika lalina ireny ihany aza ! Ny Afon’ny Fitiavana-Afo no mirehitra hatrany hatrany ao anatin’ny fonao ary koa mirehitra ao anatin’ny fo maro. Ary tsy ho ela intsony, dia hiova, hiavao tanteraka ny tany ary ho vonona handray Ahy amin’ny Fiverenako manetriketrika.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3