2A_05: Anaka, raha mba fantatrao ny lanjan’ny fijaliana mba hidiranao lalindalina ao anatin’ny Fitiavana… Ny fijaliana dia miova ho fahasoavana sy tso-drano rehefa raisina sy atolotran’ny Ray miaraka amin’ireo Fijaliako.
Ny lanjan’ny fijaliana

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email