facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ho tsapanao

2A_06: Anaka, aoka ho tsapanao fa ny Fijaliako nandritran’ny fialako aina tao amin’ny zaridainan’oliva no nampamokatra ny Iraka nanirahana Ahy sy ny Fahafatesako. Raha tsy maintsy nomasahana tamin’ny fijaliako ny iraka nankininina tamiko, koa tsy rariny ve raha ny fijalianao dia tonga nampamokatra ny asa nanirahana anao ?

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

29 May 2023
2A_06: Anaka, aoka ho tsapanao fa ny Fijaliako nandritran’ny fialako aina tao amin’ny zaridainan’oliva no nampamokatra ny Iraka nanirahana Ahy sy ny Fahafatesako. Raha tsy maintsy nomasahana tamin’ny fijaliako ny iraka nankininina tamiko, koa tsy rariny ve raha ny fijalianao dia tonga nampamokatra ny asa nanirahana anao ?
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3