2A_11: Ry zanaky ny Foko, atolory Ahy ny enta-mavesatrao, vizaka ianao milanja azy. Avelao ho lanjaiko eo amin’ny soroko dia hatolotro ny Ray. Ho lasa olona afaka ianao, ny Fitiavana no hatonga anao ho olona afaka. Sambatra ianao manaiky ho tantànana eo amin’ny làlan’ny fahafahana ary dia ho tonga Fitiavana. Tiako be ianao.
Atolory Ahy ny enta-mavesatrao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email