facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Amin’ny fonao mandrakariva no tiako resahana

2A_16: Anaka, amin’ny fonao mandrakariva no tiako resahana. Miha-misokatra tsy tapaka ny fonao, ka afaka mandray tsara kokoa ny Fitiavako ary vokatr’izany, afaka tsara hanome Fitiavana. Ela dia ela tokoa ny fizotran’izany ary tsy azo raha tsy omena fotoana, fotoana betsaka miampy ny nanomezanao sy ny hanoizanao hanome hatrany ireo « ENY-NAO » rehetra.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

23 March 2023
2A_16: Anaka, amin’ny fonao mandrakariva no tiako resahana. Miha-misokatra tsy tapaka ny fonao, ka afaka mandray tsara kokoa ny Fitiavako ary vokatr’izany, afaka tsara hanome Fitiavana. Ela dia ela tokoa ny fizotran’izany ary tsy azo raha tsy omena fotoana, fotoana betsaka miampy ny nanomezanao sy ny hanoizanao hanome hatrany ireo « ENY-NAO » rehetra.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3