2A_21: Anaka, ny fisian’ny fahasarotànana ety an-tany dia tsy midika hoe nafoin’Andriamanitra ianao. Tsia, jereo ireo fahasarotànana izay niainanay, Maria sy Izaho, ka nefa i Jesoa dia niaraka mandrakariva taminay. Jereo ireo fahasarotànana izay niainan’i Jesoa. Jereo ireo an’ireo Olomasina. Niaina an’izany avokoa izy rehetra tsy ankanavaka. Dia manino no ho hafa amin’izany ny anao ? Masindahy Josefa.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
Close Menu
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

12 January 2020