2A_22: Ry bitikako, ny zava-dehibe dia ny nanomezanao Ahy ireo « ENY-NAO ». Noraisiko eo ambany fiahiako ianao dia tonga fitaovana izay tiako hatongavanao ianao. Ao anatin’ny fanaikenao feno no afahanao tonga ho io fitaovana io, izay mandroso mibanjina ny Ray, izay afaka miala amin’ny fihevitr’izao tontolo izao.
Ianao dia tonga fitaovana izay tiako

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email