facebook live
Tous les jours
à 12 : 30 HNE. Sauf les
vendredis et samedis
Votre dose d'amour
quotidienne!

Izay voarainao avy any an-danitra

2A_29: Ry Bitikako, izay voarainao avy any an-danitra dia efa madio. Ny fankasitrahanao an’izany dia manampy amin’ny fanadiovana anao ; ary raha zarainao, dia mandray anjara ianao amin’ny fanadiovana ny hafa sy ny tany rehetra. Izay voarainao avy amin’ireo olona hafa, na tsara izany na ratsy, dia tsy mampisy voka-dratsy ho anao, raha toa ka tsy tehirizinao ho anao ; fa kosa raha atolotrao avy hatrany an’Andriamanitra, dia ho voadio tanteraka.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

29 August 2021
2A_29: Ry Bitikako, izay voarainao avy any an-danitra dia efa madio. Ny fankasitrahanao an’izany dia manampy amin’ny fanadiovana anao ; ary raha zarainao, dia mandray anjara ianao amin’ny fanadiovana ny hafa sy ny tany rehetra. Izay voarainao avy amin’ireo olona hafa, na tsara izany na ratsy, dia tsy mampisy voka-dratsy ho anao, raha toa ka tsy tehirizinao ho anao ; fa kosa raha atolotrao avy hatrany an’Andriamanitra, dia ho voadio tanteraka.

Votre dose d'amour quotidienne!

Pendant ce confinement, il est normal de se poser plusieurs questions. Les Choisis de Jésus sont là pour vous accompagner dans cette période, tous les jours, lors de Facebook Live. Joignez-vous à nous pour entendre des prières et des témoignages provenant des livres «Pour le bonheur des Miens, Mes choisis. Jésus.». Ce rassemblement virtuel saura assurément alimenter vos réflexions et vous aidez à trouver réponses à vos questions!
Soyez des nôtres, tous les jours à 12 h 30 HNE. Sauf les vendredis et les samedis.

logo fcdj