facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Amin’ny tena habean’ny Fitiavana

2A_32: Anaka, manontany tena ianao hoe ahoana no fomba iainana mandrakariva sy na aiza na aiza, amin’ny tena habean’ny Fitiavana. Tsy mety ho vita izany, raha tsy efa tonga Fitiavana ianao. Tsy misy afa tsy fomba tokana ihany no hatongavana amin’izany : ny fanaikenao hamboarina amin’ny alalan’ny Loharano, ao anatin’ny fifandraisana ampitiavana lalina amin’ny Trinite Masina, miombona amin’ireo Olomasina, eo ambany fiarovan’ireo Anjely Masina.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

28 April 2022
2A_32: Anaka, manontany tena ianao hoe ahoana no fomba iainana mandrakariva sy na aiza na aiza, amin’ny tena habean’ny Fitiavana. Tsy mety ho vita izany, raha tsy efa tonga Fitiavana ianao. Tsy misy afa tsy fomba tokana ihany no hatongavana amin’izany : ny fanaikenao hamboarina amin’ny alalan’ny Loharano, ao anatin’ny fifandraisana ampitiavana lalina amin’ny Trinite Masina, miombona amin’ireo Olomasina, eo ambany fiarovan’ireo Anjely Masina.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3