facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Miombòna ianao amin’ny Ray

2A_37: Anaka, miombòna ianao amin’ny Ray ao amin’ireo eritreritrao, ireo tENY-NAO sy ireo ataonao. Ny Ray, no Loharano tsy mety ritran’ny Fitiavana, avy Aminy no miainga ny zavatra rehetra ary miverina any Aminy ny zavatra rehetra. Rehefa manàiky ny olona iray fa izany no izy ho azy sy ireo manodidina azy dia miditra ao amin’ny planin’ny Fitiavan’ny Ray izy ; dia ho voadio tanteraka izy, ary fitaovana eo ampelan-tànan’ny Ray izy.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

23 March 2022
2A_37: Anaka, miombòna ianao amin’ny Ray ao amin’ireo eritreritrao, ireo tENY-NAO sy ireo ataonao. Ny Ray, no Loharano tsy mety ritran’ny Fitiavana, avy Aminy no miainga ny zavatra rehetra ary miverina any Aminy ny zavatra rehetra. Rehefa manàiky ny olona iray fa izany no izy ho azy sy ireo manodidina azy dia miditra ao amin’ny planin’ny Fitiavan’ny Ray izy ; dia ho voadio tanteraka izy, ary fitaovana eo ampelan-tànan’ny Ray izy.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3