facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Midìna lalin-dalina kokoa hatrany ao anatinao

2A_38: Ry Bitikako, midìna lalin-dalina kokoa hatrany ao anatinao, mba hidiranao ao anatin’ny fifandraisam-pitiavana lalina Amiko. Aza raharahiana ny fihevitr’izao tontolo izao. Tadidio fa iray sy tokana ihany no manan-danja : ny fifandraisam-pitiavantsika lalina, izay misy eo amintsika… io fifandraisam-pitiavana io dia mitondra anao eo amin’izay tian’ny Ray hisy anao ary mamela Azy hanatanteraka ny asa izay tianay atao amin’ny alalanao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

8 August 2022
2A_38: Ry Bitikako, midìna lalin-dalina kokoa hatrany ao anatinao, mba hidiranao ao anatin’ny fifandraisam-pitiavana lalina Amiko. Aza raharahiana ny fihevitr’izao tontolo izao. Tadidio fa iray sy tokana ihany no manan-danja : ny fifandraisam-pitiavantsika lalina, izay misy eo amintsika… io fifandraisam-pitiavana io dia mitondra anao eo amin’izay tian’ny Ray hisy anao ary mamela Azy hanatanteraka ny asa izay tianay atao amin’ny alalanao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3