facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Aoka hidera, hankasitraka mandrakariva

2B_01: Anaka, aoka hidera, hankasitraka mandrakariva mba hitoetra bebekokoa hatrany ao anatin’ny firavoravoana, na dia mandia ireo fahoriana mafy indindra aza. Ny fandraisanao tsy tapaka ny Fitiavana midina avy any an-danitra no mahatonga anao ho « Fitiavana ». Sokafy hisokatra bebe kokoa ny fonao sy ny sandrinao mba handray azy bebe kokoa, satria tena tiana tokoa ianao. Eny tiako ianao. Eny, ry Bitikako, tiako ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

3 August 2022
2B_01: Anaka, aoka hidera, hankasitraka mandrakariva mba hitoetra bebekokoa hatrany ao anatin’ny firavoravoana, na dia mandia ireo fahoriana mafy indindra aza. Ny fandraisanao tsy tapaka ny Fitiavana midina avy any an-danitra no mahatonga anao ho « Fitiavana ». Sokafy hisokatra bebe kokoa ny fonao sy ny sandrinao mba handray azy bebe kokoa, satria tena tiana tokoa ianao. Eny tiako ianao. Eny, ry Bitikako, tiako ianao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3