facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Amin’ilay làlana roa mirazotra

2B_12: Anaka, manomboka androany no tokony hizoranao amin’ilay làlana roa mirazotra, izany hoe : ny fanaikenao ny maha bitika anao sy ny fandraisanao ny Fitiavako. Ny zava-dehibe dia tsy ny fahafantaranao hoe aiza ho aiza ianao eo amin’io làlana io, fa ny fahazoanao antoka fa eo amin’io làlana io ianao. Efa eo amin’io làlana io ianao raha vao manome ny « ENY-NAO » amin’ny maha bitika anao, amin’ny fahosanao, amin’ny maha voafetra anao ary manome ny « ENY-NAO » handray ny Fitiavako.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

23 November 2022
2B_12: Anaka, manomboka androany no tokony hizoranao amin’ilay làlana roa mirazotra, izany hoe : ny fanaikenao ny maha bitika anao sy ny fandraisanao ny Fitiavako. Ny zava-dehibe dia tsy ny fahafantaranao hoe aiza ho aiza ianao eo amin’io làlana io, fa ny fahazoanao antoka fa eo amin’io làlana io ianao. Efa eo amin’io làlana io ianao raha vao manome ny « ENY-NAO » amin’ny maha bitika anao, amin’ny fahosanao, amin’ny maha voafetra anao ary manome ny « ENY-NAO » handray ny Fitiavako.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3