facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Maria, dia nomeko iraka mba hanaraka anao

2B_15: Anaka, ilay ankizivaviko, Maria, dia nomeko iraka mba hanaraka anao, hitantana ny dianao. Eo Izy, eo akaikinao ; ary eo amin’ilany, dia ny Zanako lahy tokana, Jesoa, tena akaiky anao. Raha mihiratra ny masonao ka mahita ireo Olo-masina sy ireo tafika lehiben’Anjely, dia ho fantatrao fa tsy irery ianao, fa tena voadidina tsara. Aza matahotra, mandrosoa mandrakariva ao anatin’ny Finoana madio. Omeko anao ny tso-dranon-dRay miaraka amin’ny Fitiavako.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

1 July 2022
2B_15: Anaka, ilay ankizivaviko, Maria, dia nomeko iraka mba hanaraka anao, hitantana ny dianao. Eo Izy, eo akaikinao ; ary eo amin’ilany, dia ny Zanako lahy tokana, Jesoa, tena akaiky anao. Raha mihiratra ny masonao ka mahita ireo Olo-masina sy ireo tafika lehiben’Anjely, dia ho fantatrao fa tsy irery ianao, fa tena voadidina tsara. Aza matahotra, mandrosoa mandrakariva ao anatin’ny Finoana madio. Omeko anao ny tso-dranon-dRay miaraka amin’ny Fitiavako.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3