facebook live
Tous les jours
à 12 : 30 HAE.
sauf les vendredis
et samedis
Votre dose d'amour
quotidienne!

Nahita sitraka teo imasoko ianao

2B_36: Anaka, nahita sitraka teo imasoko ianao. Aza mihevitena intsony hoe lehibe. Ekeo ny maha madinika anao, mba afahako mandray anao ety an-tsandriko, mamihina ny fonao eo amin’ny Foko mba hanatosahako tondram-pitiavana ao anatin’ny fonao. Dia haheno ilay bitsika malefaka ao anatinao lalina ianao, izay milaza hoe : « Tiako ianao ». Enonao ve Anaka, Tiako loatra ianao ! Tiako ianao !

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

4 September 2022
2B_36: Anaka, nahita sitraka teo imasoko ianao. Aza mihevitena intsony hoe lehibe. Ekeo ny maha madinika anao, mba afahako mandray anao ety an-tsandriko, mamihina ny fonao eo amin’ny Foko mba hanatosahako tondram-pitiavana ao anatin’ny fonao. Dia haheno ilay bitsika malefaka ao anatinao lalina ianao, izay milaza hoe : « Tiako ianao ». Enonao ve Anaka, Tiako loatra ianao ! Tiako ianao !
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3