2B_39: Anaka, misaotra anao Aho amin’ny fahatokisanao Ahy sy ny firosoana tsy mijanona na dia tsy fantatrao aza ny hitondrako anao. Hitanao tsara fa mandroso ianao ary Izaho no mitantana anao. Ny zava-dehibe ho anao dia ny afantaranao fa miaraka aminao mandrakariva Aho. Miaraka aminao Aho, ao anatinao Aho mba hanaovao anao ho tonga olona feno ny Fitiavako, satria, Tena Tiako loatra ianao.
Misaotra anao Aho amin’ny fahatokisanao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email