3A_01: Ry Bitikako, ny fijaliana rehetra izay atambatra amin’ireo Fijaliako dia manandanja be mandrakariva. Mandray anjara amin’ny fanadiovana ny tany, izay efa nanomboka, izany fijaliana izany. Mba hamokatra vokatra maro, dia tokony ho ekena izy ireny, iainana ary atambatra amin’ireo Fijaliako.
Ny fijaliana rehetra izay atambatra amin’ireo Fijaliako

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email