facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Eo amin’ny fonao no misy Ahy

3A_05: Anaka, manatòna manakaiky kokoa Ahy izay Andriamanitrao. Aza mitady Ahy ao amin’ny lohanao na ny sainao; eo amin’ny fonao no misy Ahy. Raha mba fantatrao ny Fitiavako anao ! Raha mba hitanao ny Foko mirehi-pitiavana ho anao, dia ho avy ianao, amin’io ianao io, tahaka ny zazakely, hiantsampy eny an-tsandriko.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

11 September 2022
3A_05: Anaka, manatòna manakaiky kokoa Ahy izay Andriamanitrao. Aza mitady Ahy ao amin’ny lohanao na ny sainao; eo amin’ny fonao no misy Ahy. Raha mba fantatrao ny Fitiavako anao ! Raha mba hitanao ny Foko mirehi-pitiavana ho anao, dia ho avy ianao, amin’io ianao io, tahaka ny zazakely, hiantsampy eny an-tsandriko.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3