3A_06: Ry zazakely, amin’ny fonao no tiako resahana : manaiky ve ianao hanome Ahy ny « ENY-NAO » feno tsy misy fepetra ? Manaiky ve ianao hamoy ny fahafinaretanao, sy ny fiadanam-piainanao mba hanatanteraka ny sitrapoko ? Mila anao Aho ; sarobidy ho Ahy ianao. Avelao Aho hiteny aminao fa mirehi-pitiavana ho anao ny Foko. Tena tiako loatra ianao.
Amin’ny fonao no tiako resahana

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email