facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ny manaiky manaraka Ahy

3A_19: Ry Bitika malalako, ny manaiky manaraka Ahy, dia manaiky ny ho rantsànana mba ho havaozina araka ny Sitrapon’ny Raiko. Atolory Ahy ny enta-mavesatrao : ho hitanao fa maivana ny jiogako. Aza matahotra. Sambatra ianao nahita sitraka eo imasoko sy arahin’ny Fitiavako mandrakariva.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

5 June 2023
3A_19: Ry Bitika malalako, ny manaiky manaraka Ahy, dia manaiky ny ho rantsànana mba ho havaozina araka ny Sitrapon’ny Raiko. Atolory Ahy ny enta-mavesatrao : ho hitanao fa maivana ny jiogako. Aza matahotra. Sambatra ianao nahita sitraka eo imasoko sy arahin’ny Fitiavako mandrakariva.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3