facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Sokafy midanadana kokoa ny fonao

3A_30: Anaka, raha mba fantatrao manko fa mirehi-pitiavana tanteraka aminao ny Foko ! aza mandany andro intsony ianao mijery ny tenanao na mandrefy anao. Avia miantsapaza ety an-trotroiko, ary sokafy midanadana kokoa ny fonao handray ny Fitiavako. Tiako amin’ny maha ianao anao izao ianao. Eny tendrement tiako ianao, et follement tiako ianao. Raiso ny Orokako feno tambitamby. Tiako ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

25 August 2022
3A_30: Anaka, raha mba fantatrao manko fa mirehi-pitiavana tanteraka aminao ny Foko ! aza mandany andro intsony ianao mijery ny tenanao na mandrefy anao. Avia miantsapaza ety an-trotroiko, ary sokafy midanadana kokoa ny fonao handray ny Fitiavako. Tiako amin’ny maha ianao anao izao ianao. Eny tendrement tiako ianao, et follement tiako ianao. Raiso ny Orokako feno tambitamby. Tiako ianao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3