3A_34: Ry bitikako, akoka tsy hiahiahy ianao, Izaho no ilay Andriamanitra mahay mampisy ny tsy misy. Mihainoa Ahy mandrakariva ary sokafy tsara ireo masonao mba hahita ny Asako. Sarobidy Amiko ianao. Mila anao Aho. Tiako ianao.
Akoka tsy hiahiahy ianao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email