3A_40: Anaka, mirehi-pitiavana ho anao ny Foko, ary mangetaheta fiombonana feno aminao Aho. Tena sarobidy amiko izay Andriamanitrao, ianao. Mila anao Aho, fa ny tena faniriko dia ny hahita anao tena akaiky ny Foko. Mananafitiavana betsaka Aho izay tiako harotsaka ao anatinao, avelao ho feno ianao. Ry zanaky ny Foko, tiako ianao.
Mirehi-pitiavana ho anao ny Foko

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email