3B_04: Ry zanako malalako, ny fanatonanao akaikikaiky kokoa ny Foko no ahitanao fiarovana izay tediavinao fa tsy ireo zavatra ivelany. Tena ao aminao tokoa Aho. Manaraka anao andro aman’alina Aho, aza matahotra na inona na inona satria eo aminao mandrakariva Aho na aiza na aiza misy anao, na inona na inona ataonao. Vady mahatoky Aho.
Ahitanao fiarovana izay tediavinao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email