facebook live
Tous les jours
à 12 : 30 HAE.
sauf les vendredis
et samedis
Votre dose d'amour
quotidienne!

Manaiky Ahy hanokatra ny felambonin’ny fonao

3B_05: Ry voahangy keliko sarobidy, sambatra ianao manaiky Ahy hanokatra ny felambonin’ny fonao mba higagako ilay voahangy miafina ao anatinao ilay voninkazo tsara tarehy ! Mirehi-pitiavana anao ny Foko. Eny, anaka, henoy izay bitsikako mangina ao anatin’ny fonao. Tiako ianao, tiako ianao, Izaho Mpahary anao, tiako ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

2 May 2021
3B_05: Ry voahangy keliko sarobidy, sambatra ianao manaiky Ahy hanokatra ny felambonin’ny fonao mba higagako ilay voahangy miafina ao anatinao ilay voninkazo tsara tarehy ! Mirehi-pitiavana anao ny Foko. Eny, anaka, henoy izay bitsikako mangina ao anatin’ny fonao. Tiako ianao, tiako ianao, Izaho Mpahary anao, tiako ianao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3