3B_08: Ry bitikako, rehefa manatona ny Foko ianao, dia ny aminao manontolo no main’ny afon’ny fitiavako Afo. Ka tonga olona feno ny Fitiavako ianao. Tsy fiovana mandalo fotsiny izany fa tena fiovana lalina, maharitra fa tsikelikely. Dia noho izany, amin’ny alalan’ny Fitiavako, no maha tonga anao “Fitiavana”. Tiako ianao.
Dia ny aminao manontolo

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email