3B_18: Anaka, tena lehibe tokoa ny fitiavako anao ka tiako ho Ahy manontolo ianao, mba hafahantsika miaraka manatanteraka zava-dehibe maro. Fa ny tena mendrika sy manandanja indrindra dia ny hatsapanao fa tena lalimpaka ny itiavako anao ary koa ny fanekenao havaozin’ny Fitiavako.
Tena lehibe tokoa ny fitiavako

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email