3B_21: Ry vady malalan’ny foko, miaraka aminao mandrakariva Aho ary feno haravona Aho mibanjina ny fahasambarako hanolotra anao amin’ny Ray, rehefa tonga ilay fotoana. Avia eto an-tratrako mba afahanao maheno ilay bitsika mamy avy amin’ny molotro izay miteny malefaka sy feno tambitamby aminao hoe Tiako ianao, tiako ianao, tiako ianao.
Miaraka aminao mandrakariva Aho

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email