facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Hitsahatra hijery ny tenany

3B_30: Anaka, rehefa manaiky hanaraka Ahy amin’ny làlako ny olona iray dia tokony hitsahatra hijery ny tenany, ireo fahoriany, ireo hafaliany sy ny fahantrany izy fa hibanjina Ahy sy hijery ny làlana izay tsy maintsy nandalovako namonjena an’izao tontolo izao. Ilay « Eny » atolotra Ahy avy amin’ny alalan’ny fandraisana ny vesatry ny fijaliana be no « Eny » mahafaly ny Ray ary mitondra vokatra betsaka.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

28 October 2022
3B_30: Anaka, rehefa manaiky hanaraka Ahy amin’ny làlako ny olona iray dia tokony hitsahatra hijery ny tenany, ireo fahoriany, ireo hafaliany sy ny fahantrany izy fa hibanjina Ahy sy hijery ny làlana izay tsy maintsy nandalovako namonjena an’izao tontolo izao. Ilay « Eny » atolotra Ahy avy amin’ny alalan’ny fandraisana ny vesatry ny fijaliana be no « Eny » mahafaly ny Ray ary mitondra vokatra betsaka.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3