facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ry zanaky ny Foko

3B_33: Ry zanaky ny Foko, ianao izay novolavolaiko tamim-pitiavana tokoa, maniry ny handray anao eto an-tsandriko Aho ary hamihana ny fonao eo amin’ny Foko mba hatsapanao ny Fitiavako. Tsy manana afa tsy fitiavana ho anao Aho ; sokafy midanadana kokoa ny fonao. Raha sarotra ho anao ny manokatra azy, omeo alàlana Aho ary dia avy amin’ilay “Eny” tanteraka sy tsy misy fepetra, dia ho tanterahako izany.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

15 May 2023
3B_33: Ry zanaky ny Foko, ianao izay novolavolaiko tamim-pitiavana tokoa, maniry ny handray anao eto an-tsandriko Aho ary hamihana ny fonao eo amin’ny Foko mba hatsapanao ny Fitiavako. Tsy manana afa tsy fitiavana ho anao Aho ; sokafy midanadana kokoa ny fonao. Raha sarotra ho anao ny manokatra azy, omeo alàlana Aho ary dia avy amin’ilay “Eny” tanteraka sy tsy misy fepetra, dia ho tanterahako izany.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3