facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Ilay ataoko hoe « bitika » ao aminao

3B_34: Anaka, ilay ataoko hoe « bitika » ao aminao no afaka handray ny Fitiavana izay arotsako ao anatin’ny fonao ankehitriny. Amin’ny alalan’io « bitika » ao aminao io no hanavaozako ny maha olona anao mba hatonga anao ho olon’ny Fitiavana. Ilay « bitika » ao aminao no afaka hizara Fitiavana amin’ny hafa ary avy amin’izany koa handray anjara koa ianao amin’ny fanorenana ny Fiangonana vaovao sy Fiaraha-monina vaovao. Amin’ilay « bitika » ao aminao no hitoriko aminao ny Fitiavako.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

21 October 2022
3B_34: Anaka, ilay ataoko hoe « bitika » ao aminao no afaka handray ny Fitiavana izay arotsako ao anatin’ny fonao ankehitriny. Amin’ny alalan’io « bitika » ao aminao io no hanavaozako ny maha olona anao mba hatonga anao ho olon’ny Fitiavana. Ilay « bitika » ao aminao no afaka hizara Fitiavana amin’ny hafa ary avy amin’izany koa handray anjara koa ianao amin’ny fanorenana ny Fiangonana vaovao sy Fiaraha-monina vaovao. Amin’ilay « bitika » ao aminao no hitoriko aminao ny Fitiavako.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3