3B_37: Anaka, avia manantona akaikikaiky kokoa Ahy ianao. Tiako horakofana ny Fitiavako ianao. Efa nahavita làlana niaraka isika fa mbola ho avy ny tena tsara kokoa. Rehefa atolotrao ao amin’ny fampindram-pon’ny Ray ny lasanao rehetra dia fafao tanteraka ao an-tsainao. Tiako ianao.
Avia manantona akaikikaiky kokoa Ahy ianao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email