Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 23

18 Jol 2025

Anaka, ny fisian’ny fahasarotànana ety an-tany dia tsy midika hoe nafoin’Andriamanitra ianao. Tsia, jereo ireo fahasarotànana izay niainanay, Maria sy Izaho, ka nefa i Jesoa dia niaraka mandrakariva taminay. Jereo ireo fahasarotànana izay niainan’i Jesoa. Jereo ireo an’ireo Olomasina. Niaina an’izany avokoa izy rehetra tsy ankanavaka. Dia manino no ho hafa amin’izany ny anao ? Masindahy Josefa.

image