Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 26

3 Mey 2025

Anaka, tsy hamela anao hianjera aho. Ireo “ENY-NAO”, ny fijalianao, indrindra ny nahatsapanao fa lavitra Ahy ianao, no manosika Ahy hiazakazaka hanatona anao, dia hifaly tokoa isika hihaona indray. Noho izany, dia hanamboatra tsikelikely ilay firaisantsika izay miha tsara sy mafy orina isika.

image