Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 41

21 Mey 2025

Ry Bitika malalako, ianao no manapaka ny ora sy fotoana hiaonantsika. Izaho eo foana, manokatra ny sandriko, vonona ny handray anao, na inona na inona fihetseham-po izay ao aminao, na inona na inona toe-panahinao sy ny toe-tsainao. Avia mifitsaka eto an-tratrako, fa voatambitamby eo ianao. Manome toky anao Aho.

image