Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 81

20 Mey 2025

Anaka, tahaka ny tany izay mila orana mba hamokarany, ianao koa mila ireny zava-mitranga mahafaly sy mampalahelo izay miseho aminao ireny mba ho tonga « Fitiavana » feno. Raiso ary ekeo daholo ny zava-drehetra toy ny avy amin’ny Fitiavana, mba hatonga anao ho « Fitiavana ». Tiako ianao.

image