Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 130

14 Jon 2025

Anaka, ilaina mandrakariva ny « ENY-NAO » mba handrosoana lavidavitra, satria ny Ray dia manaja mandrakariva ilay fahafahana lehibe izay nomeny ho an’ireo zanany tsirairay. Na dia ny « tsia » aza no azony manoloana ny « Eny » izay takiany dia tsy ho tsoahany mandrakizay ny Fitiavany. Tiako ianao.

image