Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 76

30 Mey 2025

Ry Bitikako, iray ihany no zava-dehibe sy maika, dia ny fanomanana ny fo. Ny fo voaomana, dia fo afaka miditra ao anatin’ny fifandraisam-pitiavana lalina amin’Andriamaniny. Io fifandraisana io, Anaka, no ho tsapanao ao anatinao, any anatinao lalina ary hiteraka fialofam-Piadanana, Fifaliana, Fitiavana izay nirianao nanomboka tamin’ny fiandohan’ny nahariana anao.

image