Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 15

23 Mey 2025

Ry Bitikako, fantatrao fa mirehi-pitiavana ny Foko, ary maniry Aho ny handrotsaka io Fitiavana io ao anatin’ny fo maro. Ny làlana tsara indrindra hatanteraka an’izany dia ny hanaovanao fitsahoana Ahy amin’ny Eokaristia Masina. Ny faniriko ho velona ao anatin’ireo fo maro dia mandalo amin’ny alalan’ny fisiako ao amin’ny Eokaristia Masina. Mirehi-pitiavana ho anao ny Foko !

image