HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


 Pensée clicable

Ianareo Bitikako, tonga ny fotoana mba hikoriana malalaka ao anatin’ireo fo ety ambonin’ny tany, ny Fitiavan’ny Ray. Sambatra ianareo izay tena bitika handray Azy ary hanao Azy ho voalohany eo amin’ny fiainanareo. Ho fenoina bebe kokoa ianareo. Satria tia anareo ny Fitiavana, dia lasa « Fitiavana » ianareo. Tena tiako loatra ianareo.

image