HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


Anaka, angataho Amiko ny fanetre-tena sy ny fanaikena tanteraka mba hiasa mandrakariva ao anatin’ny Finoana. Tsy misy tokony hatahoranao, satria ny Fitiavana no mikarakara anao mba ho tonga « Fitiavana » ianao… Mangataha mandrakariva amin’ny Ray izay ilaivany anao ao anatin’ireo tranga tsirairay izay hitanao eny amin’ny làlanao.

image