Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

Ry bitikako, tsy ny zavatra iainanao ety ivelan’ny tenanao no manandanja fa izay iainanao ao anatinao. Amin’ny alalan’ny fiovana izay ao anatinao no mampiposaka ny fahazavana izay tadiavinao. Ny Firaisam-po misy eo amintsika koa no hibitsika aminao fanampahan-kevitra mendrika, amin’ny fotoana mahamety azy...Koa aza matahotra fa miaraka aminao Aho ary rehefa tonga ny fotoana ilaivana azy dia ho tariako ianao satria tiako tokoa ianao.

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

image
Hevitra anio
17 Okt 2026
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
17 Okt 2026
Description par défaut
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description par défaut
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady