HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


image

Anaka, aza matahotra, fantatro tsara ny fahalemenao, fantatro koa ny fanirianao tsy hamadika Ahy rehefa misy ny fitsapàna. Manampy anao lalandava ny famindrampoko ary eo anilanao isan’andro Aho na dia tsy hitanao aza, na dia tsy renao aza ny fisiko, eo anilanao foana Aho. Ny fitiavako anao no manohana anao.

image