Toko 1, Hafatra 3
11 Sep 2024
Ry zanako malalako, miaraka aminao lalandava Aho. Tsy manary anao mandrakizay Aho. Sarobidy loatra amiko ianao, koa raisiko an-tanana ny mikasika anao rehetra. Raisiko andraikitra koa ireo asanao rehetra.